跳到主要内容
Nelum
马达加斯加的法律

Décret nº 2002-569 fixant les attributions et le fonctionnement des divers organes chargés de la protection contre les dangers des rayonnements ionisants et de la gestion des déchets radioactifs

颁布于 2002-07-04 · 文本截至 2026-10-01

以研究形式发布的公开法律与官方指引,不构成法律、税务或金融建议。

研究内容本身以英文撰写。标题和标签已翻译,调查结果和引文未翻译。

research.laws.repealedOn

关于这部法律

语言
French
类型
条例
组织
European Union
国家
马达加斯加
主题
Air and atmosphere, Waste and hazardous substances
关键词
pollution control, radiation, emissions, hazardous waste, waste management

在哪里阅读

    该法律没有记录来源链接。

文本

所收录的法律原文,按条款排列。每个条款都有自己的链接。

  1. GAZETIM-PANJAKAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA Alatsinainy 11 Aogositra 2003 MINISITERAN' NY FAMPIANARANA AMBARATONGA AMBONY DIDIM-P ANJAKANA LAHARANA F AHA-2002-569 mamaritra ·ireo andraikitra sy fomba fampandehanana ireo sampanll samihafa miandraikitra ny .fiai"ovan3 amin' ny loza ateraky ny taratra mamorona iona sy hy fitantan:ana ny faika voavaikan-taratra eto MS.dagasikara. Ny Praiminisitra sady Lehiben' ny Governemanta, Arnie.a ny La1U.mpanorennna, Araka ny lalana laharana faha-97-041 tamin' ny 2 janoary 1998 mika.,.ika ny fiarovana amin' ny Joza aternky ny tararra mamorona iona sy ny fitantanana ny faika voavaikan-taratra eto Madagasikara, Aroka ny lalhna laharana faha-99-028 tam.in' ny 3 febroary 2000 mikasika ny Feheznn-dalana momba ny ranomasina. Araka ny hitsivolana laharana faha-62-052 tamin' ny 20 'Septaffibra 1962 amoahana hamm-kery ny Fehezan-dalO.na famaizana sy ireo rijan-teny taty aoriana, Araka ny hitsivol:ma lahanma fnha-92-024 tamin' ny 8 jolay 1992 ananganana ny Fehezan-dalana malagasy mamba ny fifamoivoizana an' habakabaka sivily, Araka ny didim-panjakai:m, lahamna faha-92-869 tamin' ny 30 septambra 1992 anang anana ny lvotoeram-pircnena mamba fly siansa sy ny teknika nokleary, Arnka ny didim-panjakana laharana faha-2002-450 tamin' ny 16 jona 2002 manendry ny Praiminisitra sady Lehiben' ny Govememanta, ~!aka ny didim-pnnjakana laharana faha-2002-451 tamin' ny 18 jona 2002 manendry ny mambra ao amin' ny Govememanta, Araka ny didim-panjakana laharana faha-2002-27 !' tamin' ny 27 mey 2002 lllanondro ny anjara raharahan' ny Minisitry ny Fampianarana arnbaratonga ambony. ary koa ny fandaminana ankapobc ny minisiterany, Arab. ny tolokevitry ny Minisitry ny F.impianarana ambaratonga ambony, Eo am-pivorian' ny Govememanta. Dia mamoaka izao didim-panjakana izao : Andininy voalohany. - Ho fampiharana ny lalana laharana faha-97-041 tamin' ny 2 janoary 1998, ny fiarovana amin' ny loza ateraky ny taratra mamorona iona sy ny fitantanana ny faika voavaikan-taratra eto Madagasikara dia apetraka ho andraikitry ny manampahefana eto amin' ny Firenena momb~~ ny fiarovana sy ny fahazoan' antoka amin' ny taratra ("ANPSR") ampian' ireo rantsana ara-teknika voafaritra ao amin' ny andininy faha-15 etsy ambany. MINISTERE DE L'ENSEIGNEMENT SUPERIEUR DECRET N° 2002-569 fixant les attributions et le fonct.ionnement des divers organes charges de la protection contre les dangers des rayonnements ionisants et de la gestion des dechets radioactifs 8 Madagascar. Le Premier Ministre, Chef du Gouvernement, Vu la Constitution, Vu la Joi n° 97-041 du 2 janviej. 1998 relative a la prnlcction contre ks dangCr.; des rayonnements ionisants et U Ingestion des dCchcts mclio.1c1ifs :\ Mad;1g-:1<:car. Vu la loi·n° 99-028 du 3 fCvrier 2C>q0 portant Code maritime. Vu l'ordonnance n° 62-052 du 20. septi!mbre 1962 portant promulgation d'un Code de procedure pt':nale malgache et Jes textes sub.~Cquents. Vu l'ordonnance n° 92-024 du 8 juillet 1992 portant institution d'un Code malgache de !'aviation civile, Vu Jc decret n" 92-869 du 30·septembre l992 portunt crCation de l'lnstitut national des Scienees et Techniques nuclCaires·,. Vu le dCcret n° 2002-450 du 16 juin 2002 portanl nomination du Premier Ministre, Chef du Gouvemement. Vu le dCCret n° 2002-451 du 18 juin 2002 portant nominalion des mcmhrcs d~1 {Jouvem~ment, Vu le decret n° 2002-271 du 27 mai 2002 fixant ks allrihulions du Minis1rc de 1'-Enseignement supe~eur ainsi que l'org:anisation gCnCrale de son ministt!re. Sur proposition du Ministre de l'Enseigncmcnt sul)Crieur. En conseil de Gouvemcmcnt. DCcrCte: Article premier. - En application de la Joi n° 97-041 du 2 janvier 1998, la protection contre les dangers des rayonneITlenrs ionisants et la gestion des dCchets radloactifs sont p\acees sOus la responsabilitC de l'AutoritC Nationale de Protection et de Sfirete Radiologique (ANPSR) assistce par Jes organes techniques definis a. !'article 15 ci-dessous. atsinainy 11 AOQositr a ~3 GAZETIM•PAr-lJAKAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA 2063 LOHATENY VOALOHANY ~ ANAMPAHEFANA ETO AMIN' NY FIRENENA MOMBA FIAROVANA SY NY FAHAZOAN' ANTOKA AMIN' NY RA TRA ("~SR") FITSIPI-PITONDRANA, FIRAFITRA, ANJARA ASA SY FAMPANDE.IIANAN-DRAHARAHA And. 2. - Ny "ANPSR" no manampahefana ara-pitantanana ta-tampony miandraikitra ny fiarovana amin' ny loza ateraky ny ratra mamorona iona sy ny fitantanana ny faika voavaikan-taratra )o Madagasikara. · And. 3. - Miankina amin' ny•Prin,atiora ny "ANPSR" ary ny iibeny dia ao Antananarivo. And. 4. - Ny "ANPSR" dia tarihin' ny Praiminisitra sady · ),hibeo' ny Oovernemanla na ny solontenany. Mpikambana ao anatin' ny "ANPSR" ireto olo-manan-kaja •anaraka ireto : solontena iray isaky ny minisitera nomem-pahefana -ara ~lilna ha. nao i~any ary mitovy laharana amin' ny tale jeneralin' ny )inisitera farafahakeliny, · - ny Tale"jeneralin' ny lvotoeram-pirenena mamba ny sians'a sy lknika nokleary. · And .. 5. - Araka ny andininy faha-3 amin' ny lallina laharana (ha-97-041, ny "ANPSR" dia miandraikitra indrindra ny :. . fanomanana ireo rijan-tenin-dalaria sy fitsipika mifandraika ,nin' ny fiarova:na atTlin' -ny taratra sy ny fitantanana ny faika pavaikan-taratra; · - famai-itana sy fana-zavana ireo andrai~Jtry ny vondro·n,a 11-mihafa·Voakasik' izany; fandraisana fanapahrin-kevitra · mikasika ny tena fampiharana ~· famarafar. an'teny sy ireo fepetra voala:ian' ny'lalana voalaza etsy 1Tibony sy ny rijan-teny fampiharana azy. . Ankoatr' izany ny "ANPSR" dia miandraikitra: ny fampiharana ny politika nolanian' ny Fanjakana mikasika l 'y fiafovana.amin' ny fitantana'.ria ny faik. a voavaikan-taratra sy. irt!o Jana mifandray aminy; ny fandrindrana sy ny fanaraha.-maso ny fiarovan·a amin' ny ! ratra amin' ny · fampiasana "radioe1ements-". taratra mamorona na, taratra ma~imb.a n. y·o)o. m.Delona .•ry.n.)' tontolo iafna·n· •. et.o adagasikara indrindra .indrindra any amin' ny toerain ampianarana eny amin': ny -Oniversite. hopitaly. toeram tsaboana,-orinasa manamboatra fallafody, akora simika; indostria fitrandrahana harena an-kibon' ny !any ary koa ireo hita eo amin' \y sehatry ny fikarohana, riy fambolena vokatra atao sakafo ary ireo anamboarana akora ho an' ny mpanjifa; ~- ny fanomezana ireo fahazoan-d3.lana· vui:ltiU.a ao amin' ny jndininy faha-8 etsy ambany ary koa' ny fanarnbarana ny /anavaozana, ny fampiatoana ary ny fanafoanana azy freo; ny fanaovana sy ny famoahana .iS3.n-t3.ona ny IiSitr' ireo tondron-draharaha ofisialy misahana ny fanadih. adiana ny teknika jokleary; :. fly fankatoavana ireo vo·ndron-dr-aharaha ·manolotra [angatahana ho amin' ny fampan~ovan-draharaha mamba ·ny litantan.ana ny fako voavaikan-taratra vokarin' ny hafa; fanendrena-ireo mpiasa sy m~n:amboninahitra mamba oy ! aro~ana am.in'· ny taratra sy ireo lnpiasa sy manamboninahitra min' ny fanaraha-maso ny faika vo'avaikan-tar.atra, araka nY anoloraria nataon' ny vondron-drah.araha ara-tek. ·nika, ka· ir. eo piasa ireo dia tsy maintsy manao fianTana{la mialoha ny andraisany ny asany, araka ny tokony hilazana azy; .,- fanombohana ny fanenjehana na.ny fal!lpiraharahana amin' 1reo nand. ika,fi.t sipi-dal3na-momba ny fiarovana amin' nY. taratra na ~min' ny fitantanana faika voavaikan~taratra. And. 6. -'-Ny "ANPSR" dia: manapaka ny fitsipika anaHny mifehy. azy sy ny fomba fampandehanan-draharaha anatiny; ·TITRE PREMIER DE L'AUTORITE NA TIONALE DE PROTECTION ET OE SURETE RADIOLOGIQUE (ANPSR): STATUT, COMPOSITION, ATTRIBUTIONS ET FONCTIONNEMF.NT Art. 2. - L'ANPSR constitue l-'.autoriil~- .administrative supreme en mlitiere de protection-contre !es dangers des rayonnements ionisants et la gestion 'des dechets radioactifs a :tvla<lagascar. Art. 3. - L'ANPSR est rattachCe. a la Primature et .siege a Antananarivo. Art 4. - L'ANPSR est presidee par le Premier Ministre, Che du Gouvern~ment ou son representant. Siege au sein d e FANPSR les perymnnalites suivantes : ""'"un reprtsentant de ctiaque mirlistere dUrnent mandate et ayant au rnoins-Je ·rang de directeur de rninistere; -le Directeur general de· 1'Institut National des Scie~ces et Techniques Nucleaires. Art. 5. - Conformement a l'article 3 de la Joi n° 97-04 I, l'ANPSR a pour mission notamment de : ~ preparer les,texte~ iegislatifs·et.rCgl\:mentaires se-rapport,m,t a laradioprotection et a la gestion des dechets radioactifs: definir et de cJantzer Jes responsabiJites des differentes entites concernees; ::, de prendre oes oecisions· relatives a l'application effectiv~ des · prescriptions et des mesures tdictees dahs le cadre de ta loi sus visee et ses textes d'application, En outre. l'ANPSR est chargee de : mettie en reuvre l.i politique adoptCe par l'Etat en ma'.ti ere de s ure ie de gestion des dechets .radioactifs et des probtemes qui s 1 y rattachent; .Goordonner et superviser la ract1oprotection c0ncernant les utilisations des' radioClCments, -des· rayonnement-s· ionisants. des rayOnnements nuisibles a i°'humanite et a rCnviron-nement a Madagascar, not aminent dans les. etahlis(,ements universitaires, hospitaliers, medicaux, pharmac:eutiques, Chimiques. im.lustrieb et mihiers ainsi que dans Jes divers-domaines .de la recherche, de J'agro-aHment~ire et de la fabri-cation de divers produits de conson:(mation; delivrer. les autorisations prtSvues a l'artide s· ci-dessous ainsi que de prononcer leur i-enouvellement, leur· stispension ou ·leµr annulation; Ctablir et publier 1a Hste annuelle des organisines offic iels d'expertise de techniques nuclealres; agreer le~org.anismes pi'es-entant ·une dernande aux fins de sous traitance de fa iestion des dCchets radioactitS pro(luirs par de~ tiers; nommer les agents et officiers de radioprotection. Jes agents etofficiers de contr01e des d6chets rridioactifs sur pi·tlrnsition des organes techniques, lesquels agents dolvC.nt prCter. sen11ent ~clnn lcs termes avant leur prise de fonction; dectencher -l es pourSuites ou transiger avec les auteUrs d' infrac tions a la reglementation,- sur la radioprotection ou sur la gestion des dechets radioactifsc Art. 6. - L'ANPSR : arrCte son r~glement interieur et les modes de son fonctionnement inteme; 2064 GAZETIM-PANJA!(AN' NY REPOB\.lKAN' i MAOAGASIKARA Ala1.sif\i3:in,y. 1 l Aogositra20 mama:ritra ny fandaharan' asa ao ·anatin' ny sehatry ny iraka nampiand!aiketiny azy; marnUritra ny fombafoinba ara-p itantanana amin' ny fidira.na an-tsehntry ny- rarttsana ara-teknika: · mandany ny vinavinan' ny tetibola isan-taona: manara'-maso sy mankato ny fitantanana ny tetibola. And. 7. - Amin' ny ankapobeny, ny "ANPSR" dia mana ranteraka .jreff andraikitra rehetra hafa· izay tafiditra ao anatin' ity d:idim~panjakana ity na ao anatin' ny rij£l.n-tenin-dalana. sy fiJsipik"a hafa. And. 8'. - Ny "ANPSR" irery ihany-no hany fahefana afaka manom• ny· alalana mialoha, takian' ny lalima laharana faha-97-041 ramirt' ny 2'janoary 1998 ary mikasika indrindra : ..... ny atrikasa na asa mit'arika fiatrehana amin' ny taratra ,narnorona· iona: ny firarerana akora voavaikan-taratra; ny famokarana sy fitantanana faika. vaavaikan-taratra; ny trtarerana faika voavaikan-taratra; .n:Y f'anatii'ana na fanafoanana faika voavaikan-taratra ranony na-entona na avy aiza na avy ai-za ny fiaviany. And. 9. - MivOry ara-potoana in-droa isan-taona ny "ANPSR". Mivory tsy ara-potoana isaky ny misy ilana azy ny "ANPSR" rehe·fa- ·ampi-a-ntsoin' ny filohany na ny mpitan-tsoratra · mpa-nata'nteraka. Ny filohan' ny "ANPSR" dia ampiandraiketlna ny fiantsoana fivor.iana ary matnaritra ny fandaharan-c:Jraharaha amin,.izany. Ny "ANPSR" dia mivory ara-dallma rehefa manatrika eo ny a-nkamaroan' ny mpikambana-ao aminy. Na izany aza a nefa", raha misy hamehana tena·tehibe, dia afaka mivory ny "ANPSR" na firy na fi-ry isan~ ny mpikambana. Ny fanapahan-kevitry ny "ANPSR" dia raisin' ~y ankamaroan' n;y mpjkambana tonga manatrika eo, An-d. FO. - Ny fanapahan-kevitra avy amin' olona izay noraisin' ny "ANPSR" dia azo dinihana indray raha angatahan' ilay olona rnan:ao izany. Amin 'izany dia omena fahefana "ANPSR" hitaky ny fijoroana ho ·vavolom·belo-na na haka ny hevitr' izay Olona rehetra fantany fa itaina ami-r{ i~ay raharaha. And. l I. - Ny."ANPSR" dia mailana sekretaria mpanatanteraka eO' am·bany- frtarih-an' ny mpitan-tsoratra mpanatanteraka tendrena araka ny didim-pitondrana ataon' ny· Praiminisitra sady Lehiben' ny Governemanta, araka ny tolo-kevitry ny "ANPSR". Ny mpttan--tsoratra mpanatanterak3 dia tsy maintsy manamarfna t·a manana tsiahy matanjaka ea amin' ny lafiny mairakasflfa ny fiarovana aQ1in' ny taratra sy ny"radioactivite". Ari<!. 12. - Ny mpitan-tsoratra mpanatanteraky ny "ANPSR" no miandrai k:itra ~n·dri-ndra : · · ny fanomanana ny fivorian' ny "ANPSR"; ny fan·mna,nana ny vinavinan' ny tetibolan' ny "ANPSR".; ny fanatanterahana ny fanaJ)ahan-kevitra noraisin' ny "ANPSR"; ny fitantanana ny sorabola sy ny fananana omena hampias3.in' ny ;,ANPSR"; ·- nY fa:nendrena ireo mpiasa ao arnin' ny sekretaria mpanatanteraka izay ananany fahefana; ~ ny fisofoan-tena ny "ANPSR" eo amin' ny raharaha miseho andavaflandro: sy amin' ny fito'riana samihafa iza)' mahatafiditra ny "ANPSR", indrindra eo amin' ny sehatry ny fitoriana fanenjehana; · ny fan aovana ny tatitra isan-taona momba ny asa nataon' ny "ANPSR" And. 13. ·- Ny fandaminana ny sekretaria mpanatanteraka dia faritan' ny "ANPSR". aCfinif son programme d'activit6 d.:ins le cadre de In missit qQi Jui est conferee; defioit les modalites admlnistratives d'intcrvention d organe~ techniques; adopte le projet de budget annuel; contrOle et approuve la gestiuU du- budget. Art. 7. - D'une maniere generate, l'ANPSR exerce toutes autr attributions que renvoie a sa competence. le present decret et .to autre tex.te legal ou rC!glementaire. Art. 8. - L'ANPSR est seule competente pour delivrer I !'1,Utorisations prCalables requises par la Joi n° 97-041 du 2 janvi l.998 et relatives notamment aux : prati ques ou activites imp-Ji(Juancune exposit)on a1 rayonne:ments ionisants; transports des matiCres radioactives; production et g'estion des dCchets radioactifs; transports des dechets radioactifs; rejets otl eliminations des dCchet~ radtoactifs liquide·s , gazeux de quelque •origine que ce soit. Art. 9. - L'ANPSR se reunit en session ordi naire deux fois i: an. Elle se reunit en session extraordinaire.toute::\ \es fois qu'i\ t necessaire sur initiative de son president, du secretaire executif. Le president de I' ANPSR est charge de la convoCation d reunions et en dCte nnine l'Ordre du jour. L'ANPSR se r6unit valablemci:nt en La presence de la major des membres qui I.a compo~ent. Toutefois, en cas d'urgen imperieu se, i'ANPS;R peut se feunir quel que soit le nombre membres. Les decisions de l'ANPSR so.nt prises ii la majorite d membres presents. Art. 10. - Toilte decision individuelle prise par l'ANPSR pe · etre soumise a son reexamen sur demn:nde de la per~onne intCrcsst ei. cet effet, 1:ANPSR est habilitee a requCrir It;! tCmoignage la consultation de toute personne qu'elle juge utile pour te besoiri la cause. Arte 11. - L'ANPSR est dotee d'un secretariat executif pla 00111-S la direction-d'un secretaire executif nomme par-·arrete, Pr~mier Ministre, Chef du Gou"vernement sur proposition l'ANPSR. Le secretaire executif doit justifier de reference solides clans domaines touchant la radioprotection et la radioactiviie. Art. 12. - Le secretaire executif de l'ANPSR est char notamrnent de : preparer !es reunions de l'ANPSR; preparer le projet debudget de l'ANPSR; execdter, \es decisions prises par l'A NPSR; gerer Jes credits.et Jes biens affectes de l'ANPSR; n:omrner les personnels du s~cretariat executif sur lesquels i autorite; - representer l'ANPSR dans Jes actes de la vie civile et dans. differents recours qui impliqueraient l'ANPSR, notamment dans cadre des actions r6pressives; etablir le rapport d'activite annoel de l'ANPSR. Art. 0 13. -.L·organisation ou secretariat executif est define I l'ANPSR. .t5inaiJ1¥·.1.1 Aqgos.. •?003 GI\ZETIM-PANJAKAN' NY REPOSLIJ<AN' I MADJ\G,'\SIKARA 2065 And: 14. - R.aha sendra hamehana na tranga radio1ojika na ho ny fitakian' ny toe-java-l]litranga, ny "ANPSR"·dia afaka lmetraka kQmi.ty eo an-toeran~ 'n)piditra. 3.n-tsehatra, miaraka 1-j~'. 11Y fifan9r.irnbonan3: sy ny fariamnian' ny niitiisitera· sy m~mpahef£!na-rehetra vo~sik' izany. And, 15. - Amin' ny fanatanterahana ny iraka hampanaovina f, ny "ANPSR" dia ampian' ny vond~ona teknika miaro amin' ny atra "OTR" sy hy antokon-draharaha foibe Mpitantana ny faika avajkan-t;lr.atra "OCGDR" A. 04, 16. - Ankoatr.• ireo vondron-drahar.aha voalaza ecsy 11,ony, ny "ANPSR" dia afaka mi.antso ny fandraisan' ~njaran' :o., vond ro n-dtaharaha miankina na tsy •miankina ami l1' ny njakana, e te 3.ITlin' ny firenena na any ivelany, 'raha heveriny fa ina iZ3.ny. And. 17. - Ny fandaniam-bolan' ny "ANPSR" dia toy izao lrindra: · . ny Ioloba amin' ny fampandehanan-draharana, mdnndra ny 1y 3.min' ny karaman' -~y mpiasa, ny lany amin' ny asa nohci ny lirana an-tsehatry ny antokon-draharaha teknika; c- n~ fand aniana :isan-karazany; ny faridanian,a amin' ny fampandehanan-draharahan'. ny NPSR" dia vatsian' ny Fanjakana arnin' ny vola natokana hci azy·. LOHATENYII RANTSANA TJ<;KNIKAMIARO AMIN' NY TARATRA "OTR" SY NY ANTOKON-DRAHARAHA FOIBE FITANTANANA NY F AIKA VOAV AIKAN-TARATRA ''OCGDR-1' TOKO VOALOHANY Anjara raharahan' ny rantsana tekn.ika And .. I 8. - Ny ''ANPSR" no manendr)( ireo antokon-draharaha andri-01-pitondrana hianto.ka ny asan' ny. rantsana teknika miaro ,in' ny t;itatra ''OTR" sy ny antokon-draharaha foibe ·fitantanana · faika ~oavaikan-tar,.tra "OCGDR". And. l't. - Ny "OTR" sy ny "OCGDR" voatendry, araka ny ika nampanaovina azy, dia manampy ny "ANPSR" eo amin' ny ally ami.11'. ny-·aJalan: ny fanatanterahana ireo asa ara-pikarohana \11:a,\eknika mifandraika amin' ny asa ataon' ny "ANPSR". And. 20.--',. Ho fampiharana ny andininy faha, I 8 etsy ambony, · "Q1Ri' dia mi andraikitra : ~. ~- -fi taJJ,~ ~n~~a SY. f~Ildrindrana ny fanatanterahana ireo af?a lirafl" ~n-tse h/ltra eo, amin' ny lafiny fiarovana amin' ny taratra eto ~•ra;, :-. ·ny. f;ani sa na ir-¢0 loh aranon-taratra sy ireo. toerana rn;tpetraka 1pi~sa in.a loharcinon-taratra mamorona iona; · ny !'lanolotra mba barikatoavin' ny "ANPSR" ireo torolillana a-tek1:ii~a miJ;asika, ny fampiasana ~y fitran drahalla ireo toerana ety a,11:i~a lo,h,¥~n.on- taratra mfi;morona•iona, ireo fe(Jetia raiSina b a 110 fiarovai)a amin' ny loza mety hitranga sy ny ntlantoka ny najana ny fanatanterahana azy ireo; ny m,anolotra amin' ny "ANPSR" ireo fitsipika rehetra ik~sika n-y fiarovana·amin' n y·toZa ater3ky ny taiatra··ITlamorOna· na; • :.. ny f\tandroana ny fampiharana ireo fepetra fiarovana sy naraha-!Daso ireo mpiasa, ireo fepetra fahazoan' antol,a sy nar~ha-m~p keO toeranfl sy.fitapvana voakasiky ny fitazonflna s}' rnp~~san a 3.kora· sy fitaovana manOme taratra mamorona iona; ny fanaovan~ fanadihadi anamanokana r'!ha sel\dra voina; :- ny mamettaka sy rp an9va ara .. potoana ireo Volavolan-drafitra :lira1'a ~il-tsehatra ffianokana raha sendr~ vOina. na voinjy taitra ary iatitoka ny f~n(:irindrana ny f~n~t~nt~r~hana izany.; · hy ma·111panm~ fiofanana amin' ny lafiny fiarov ana arnin' taratra na. manome ny heviny amill ny zavati-a raiketiny sy ny hombiauin' ire"ny fiofanana ireity; M.-14. - En Cas-d'urgence <11 1 de ris.q~e. r~dio1ogique .l1u si la situation .l'e:x.ige, dl!s coinitCS"IJlCaU,'> tl'interventio r. peq~1ent c.tre mis en place par 1'ANPSR avec le co11cuurs d l'as~i-:-tan~e de tous lf':s minist~res et autorit6s concernees. Art. 15. - Pour 1-'accomplissemen t de -sa mission. l'ANPSR. est, assist~e d'un Organe Techni(luc de RadiOpr.f:tection (ORT)- et d'.Un Office Central de G-estion de Dechets Radioactifs /00GOR). Art. 16. - Outre les organes ci-d essus, l~ANPSR peut fain· appel a la c ontribution de tout" org~1nisinc. ·pub!-ic {m rrivt\ natjonal ou etranger si elle le iuge nCCessaire Art. 17. - Les depenses de l'ANPSR SOllt. c'onstituccs notammenlpar : les chargeS de fonctionnemgnt, notamment !es cht1rges de personnel, !es charges d'infervention des organes technh.llles~ . . ' leS depen~es diverses; les- d6pe nses de fonctionnement d'e \' ANPSR soot financ"ees par les credits qui lui sont affectes par l'Etat. TITRE ll DE L'ORGANE TECHNIQUE DE RADTOPROTECTION (OTR) ET DE L'OFFICE CENTRAL DE GESTION DES DECHETS RADIOACTIFS (OCGDR) -~HAPITRE PR~MJ~jl Des attributions des organes techitiqucs Art. 18. - L'ANPSR dCsigne Jes qrganis111es Otl instittffiOns ·qui seront charges d'assi.Irer les fo11ctiolls d'O.rgane Techn-iliue de Radioprotection (OTR) et d'Office Central de Gestion des Dechets Radioactifs (OCGDR}. Art. 19. c-· L'OTR et l'OCGDR ainsi designe assistent l'ANPSR dans sa mission par la reaJisation de toutes Ctudes et operations techniques .afferentes a la mission de. rANPSR Art. 20; - En appJication de !'article 18 ci-dessus, l'OTR est charge de: .g.erer et coordonner la mise eh ceuvre des moyens d'inteTVention en m3tiere 9e radioproteCtion a MadagasCar; ·recenser les S(?UrceS et 1es. installations mett;.rnt en U!uVre des sourc~S de -~Yonnemerits ionisants; ,- soumettre a !'approbation de l'ANPSR les prescription" techniques rCla'tives aux util-isa-tions et exploit~1tions <le ces installations, l es mesures de prevention des rlsques·qui en resuhent et,d'eo assul,"er le r esp·ect de leuf execution; proposer l l'ANPSR toute reglementntion-relative ~.1 la protection contre les -rayonements ionisants: veiller a ]'application des mesures de protection et de surveillance fixees pour· .le personnel; fos mesures de sO.retC et de contr6Je des insta11atio~s ~t Jes·6gllipements conCer~es par la d~tention et l'uti1isat-ion des substaflces et d'appare ils emertcurs de rayonn~ments io~is-ants~ r6al,iser des investigations ind6pendantes en cas d'accid ent; faire· 6tabl-ir ~t' maintenir a Jour le"s. plans d'i n.tcrvcn'tion spC-cifiques (? {Leas d'acCidents ou de sit\lations d\1r~~ncc d d'e1-i" as~ur~r= la coordination de l'execu'tion; · Organiser des forlllaiiO ns d:.u1s· ·le clomaine - de la radioproie'ction, y comprls la chalne a\il nemairc. t t l'l!nvimnnirncnt en g6oeral: 2066 GAZETIM-PANJAKAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA Alatsi~.. ,fly 11 Aogdsitra 2003 ny mitarika ireo fanadihadiana sy tandinihana m1kas1ka ny fiarovana amin' ily taratra, ao anatin' izany ny sakafo sy tontolo iainana amin' ny ankapobeny; :.... riy JTlfant,oka ·ireo·fifandraisaria miaraka amin' ireo afltokon draharaha eto amin' ny -firenena na iraisam-pirenena voakasiky· ny fiarovana amin' ny taratra~ ny manatanteraka ireo asa fampahafantaiana .ny besinimaro amin' ny olana rµikasika ny fiarovana amin' ny taratra; ny mandrindra ny fidirana. an-tsehatr' ireo komity ~o ari,,• toerana mpiditra an-tsehatra voapetraka raha ilaina ar~a ny voalaza: ao amin' ny andininy faha-14 voalaza etsy ambony. And. 21. - Ho fampiharana ny andininy faha-18 etsy am bony, ny "OCGDR" dia miandraikitra : riy fanisana ireo karazana faika voavaikan-taratra eto amin' ny tanim-pirenen' i Madagasikara; ny mandinika ireo toro-Jalana mikasika ny famokarana sy fihariana: ary fitantanana faika voavaikan-taratra ary koa ireo fepetra fisorohana amin' ny loza mety aterany, ary miantoka ny fanajana ny·fanatant"ei-ahana izany. izay aroso hankatoavin' ny "ANPSR"; ny manome·antoka ny fizohiana sy fanaraha-maso ny fitantanana faika voavaikan-taratra eo aniv on' ny firenena; ny mitantana ireo fai-ka voavaikan-.taratra izay fantatra fa tsy vitan' ilay mpamokaira azy ny mitantana azy, na tsy nahazo fahazoan-dalana intsony, na t&y misy intsony na tsy fantatra; ny mametraka ireo torolalana manokana mikasika ny fepetra ara-teknika sy ny fomba mahazatra amin' ny fikarakarana sy ny fanamboarana, ny fitaterana sy fanobiana faika voavaikan-taratra; ny manolotra amin' ny "ANPSR'' ireo fitsipika rehetra izay mikendr:Y indrindra ny fikarakarana, ny fanariana na ny fanafoanana ary koa ny fitantanana ary ny fanaraha-maso ireo faika ranony sy entona voavaikan-taratra; ny fanaovana fanadihadiana manokana raha. sendra voina; ny mampanao sy mitazonil ara-potoana ireo drafitra fidirana m-tsehatra manokana ra4a · sendra. Voina na fisehoan -javatra noho ny hamehana ary miantoka ny fandrindrana ny fanatanterahana izany; ny mampanao fiofanana amin' ny lafiny fitantanana ny faika voavaikan-taratra na manome ny heviny. amin' ny zavatra raiketiny sv ny fahombiazan' ireny fiofanana ireny; -ny mitarika ireo fandalinatla sy fandinihana mikasika ny faika voavaikan-taratra; :- ny man~-irtika ireo fangatahana a.tolotr' izay antokon draharaha rehetra mba hampiantoka asa hitantanana. faika voavaikan-taratra novokarin' ny hafa; ny miantoka ireo fifandraisafla ilaina. miaraka amin' ireo antokon-draharaha eto a min' ny firen ena ria iraisam-pirenena, voakasiky ny fitantanana faika voavaikan-taratra; ny mandrindra ny ·-fidirana an-tsehatr' ireo ·komity eo an toerana mpiditra an-tsehatra voapetraka riraka ny voalaza amin' nY andininy faha-14 voalaza etsy ambony. TOK02 Fepetra: manokana mikasika ny fampandehanan-draharahan' ireo rantsana ara-teknika And. 22. - Ny fidirana an-tsehatry ny "OTR" sy ny "OCGDR" dia atao araka ny fahazoana alalana nomen' ny "ANPSR" azy ireo. · Amin' ny farnaritarta ireo fombafoinba sy teknikan' ny fidirana an-tsehatr' izy ireo · sy amin' ny fanatanterahany ireo lazaina fa fidirana an-tsehatr' ireo ny "OTR" sy ny-"OCGDR" dia miasa mahaleotena tanteraka. · And. 23, - Ireo fidirana an-tsehatra sy ny fisahanan' asa ataon' ny "OTR" sy ny "OCGDR" dia andraisanakarama. Omen' ny "ANPSR" hery ny saran' ny fidirana an-tsehatry ny "OTR" sy ny "OCGDR". . ~ diriger des. ·analyses et des ettides ·rela tive-s a la radioprotection. y compris la chaine alimentaire et environnement en general; assurer tes contacts n6Cessaires avec Jes organismes nationaux o~ internationaux concemes par la radi"oprotection; mettre en reuvre les actions de sensibilisation du grand public aux problemes de radioprotection; coordonner les interventions des comit6s 1ocaux d'inrervention mise en place le cas ech6ant conformCment a·}'article 14 ci-dessus. Art. 21. - En application de !'article 18 ci-dessus, l'OCGDR est charge de: inventorier tous !es types de dechets radioactifs d:ms tout le tertitoire de Madagascar; Ctudier les prescriptions relatives a la production, generation et gestion des dCchets radioactifs aillsi que Jes mesureS-de prevention des risques, d'en assurer Je respect de leur execution ~ soumettre a !'approbation de l'ANPSR; assurer le suivi et le contro1e cte 1a gest1on des oechet~ radioactifs-au itiveau national; gCrer les dCchets radioactifs dont le producteur-est recotlm comme etant dans l'in.capacite de !es gerer, ou a ete dechu de se, autorisationS Ou n'existe plus ou est inconnu; · 6mettre les .specifications relatives aux conditions technique et aux modalitCs pratiq'ues pour' le traitement et le conditioimement le transport et l'entreposage des dechets radioactifs; proposer a l'ANPSR .tmite reglementation ayant pour objet I, traitement, le rejet ou l'elimination , ainsi qQe la gestion et 1 contrclle des dechets et des effluents radioactifs; · r6aJiser des investigations independantes en cas ct·accident; faire etablir ef maintenir a jour des plans d'interventio·n specifiques en cas d'accidents ou de situations d'urgence et d'e assurer Ja coordination de 1'ex6c-ution; organiser des formations· dans le domaine de la gestion d€ dCchets Tadioactifs -ou ·aonner son avis sur le contenu et l'efficaci1 de ces formations; .diriger des analyses ·et des Ctudes iilteressallt la gestion di dechets radioactifs; instruire les demandes pTesentee!s par tout·organisme aux fi1 de sous traitance de la gestion des dechets radioactifs produits p des tiers; assurer Jes contacts necessaires aveC les o rganism1 nationaux ou .internationaux~-concerlles par la gestfon des dCCh1: radi<iactifs; .coo~donner les · interventions des comit6s .loca1 d'intervention ni.is en place le caS 6ch6ant conforrriement a 1'-artic 14 ci-dessus. CHAPITRE 2 Des dispositions particulieres de fonctionnement des organes techniques Art. 22. - Les interventions de OTR et OCGDR s'effectuen partir <fun mandat qui leur est donne par l'ANPSR. Dans la definition des modaliles et technique de le intervention et dans la TealisatiOn des dites interve ntions, l'OTR J'OCGDR aQissent en tout e independance. Art. 23. - Les interventions et prestations de service de 1'0 et de I'OCGDR sont rCmune"rCes. Les tarifs d'intervention de 1'0' et de l'OCGDR sont homologues par l'ANPSR. llslnai,.,y t \ Aogoe'tra 2000 . . . GAZETIM•PANJAKAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA 2067 Ankoatr' izany, ny "OTR"- sy ny "OCGDR" dia mah azo 1pahany amin' ny vokatra sy lamandy nambara na nifanarahana tramin' ny roapolo isan-jaton' ny tontaliben' io lamandy io. And. 24. - Ny mpiasa sy ny manamboninahitra amin' ny rovana amin' ny taratra, ny mpiasa sy rrianamboninahitra amin' fanaraha-maso ny faika voavaikan-taratra dia tend-ren' ny ,NPSR" araka ny tolokevitra avy amin' ny "OTR" sy ny tCGDR". Ankoatra ireo olona natolotry ny "OTR" sy ny "OCGDR" ny .NPSR" dia afaka manendry olon-kafa izay fantany fa manana ny .ikefa ilaina hahafahany manatanteraka ireo fanaraha-maso amin ' fiarovana amin' ny taratra sy/na amin' ny fitantanana faika avaikan.:.taratra. Ny fanendreria ny mpiasa sy ny manamboninahitra amin' ny Lrovana amin'- ny taratra, ny mpiasa sy ny manamboninahitra 1in' ny -fanaraha-mas o ny faika voa-vaikan-taratra dia hamafisin' didim-pitondrana avoakan' ny Minisitra miahy ny "ANPSR''. And. 25. - Araka ny andininy faha-38 amin' ny lalana laharana ha-97-041 tam in' ny 2 janoary 1998, ny mpiasa sy ny 1namboninabitra amin' ny fiarovana amin' ny taratra, ny IDpiasa ny ma·~amboninahitra amin' ny fanaraha-maso ny faika 1avaik3.n-taratra dia tsy maintsy manao fianianana alohan' ny ndraisany ny asany. Ny fianianana dia atao araka ny voalaza ao amin' ny andininy ha-132, andalana 2 ao amin' ny Fehezan-dalana famaizana. And. 26. - Ny fangatahana fanaovana fianianana dia atolotra ny pitsara mahefa ary tsy maintsy voasonian' ny mpangataka sy ny. pitan-tsoratra mpanatanteraka. N}' fangatahana dia raisina sy soniavin' ny mphsara mahefa, ketina ao amin' ny firaketan-tsoratry ny fitsarana eo amin' ny eram-ponenan' ny mpangataka ary omena dikany izay mangataka rnanan-jo amin' izany. Raha toa ka tsy monina raikitra na maharitra eto Madagasikara !.o mpangataka, dia Antananarivo no tondroiny ho fonenana. And. 27. - Ny fitanana an-tsoratra nataon' ny mpiasa sy ny anamboninahitra amin1 ny fiarovana amin' ·ny taratra sy amin' ny naraha-maso ny faika voavaikan-taratra dia atao araka ny endrika ritan' ny "ANPSR". LOHA TENY III FEPETRA TETEZAMITA And. 28. - Ny departemantan' ny fandrefesam-patra sy :1rovana amin' ny taratril ao amin' ny Ivotoerami)irenena momba 1 siansa sy teknika nokleary (lNSTN) ary ny departemantan' ny :aritanana faika yoavaikan-taratra ao amin' ny lvOtoerarri~pirenena omba ny siansa sy tekn ika nokleary ( lNSTN) no hiantoka avy ny :an' ny "OTR" sy ny "OCGDR" mandrapaha-tafatsangan' ny \NPSR". LOHATENYIV. FEPETRA FARANY. And. 29. - Ireo fepetra rehetra teo aloha mifanohitra amin' ity dim-panjakana ity dia foana, indrindra ny didim,panjakana harana faha-93-243 tamin' ny 29 aprily 1993. · And. 30. - Ireo fepetra voalazan' ity didim-panjakana ity dia >fenoina araka izay ilana azy amin' ny ala.Ian' ny didim-pitondrana aon' ny Minisitra mpiahy. And. 31. - Ny Praiminisitra Lefitra miandraikitra ny tantanam-bola sy ny Tetibola, ny Minisitry ny Asam-panjakana, 1 Minisitry ny Fampianarana ambaratonga am bony, no npiandraiketina, araka ny tandrify azy avy, ny fanatanterahana ity dim-panjakana ity izay havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny ,poblika. Natao tw Antananarivo, ny 4 jolay 2002. Ny Praiminisitra sady Lehiben' ny Governemanta : Jacques SYLLA. En outre, l'OTR et l'OCGDR per,oivent une partie des produits et amendes prononcees ou transigCes jusqu'a hauteur de 20% du montant de ladite amende. Art. 24. - Les agents officiers de radioprotection. Jes agents et officiers de contrOle des dCchets radioactifs sont dCsignCs par l'ANPSR sur proposition respective de l'OTR et de l'OCGDR. Outre les personnes proposees par l'OTR et l'OCGDR, l'N',l'SR peut designer d'autres personnes qu'elle considere comme ayant la competence necessaire pour accomplir les contrOles en matiere de radioprotection et/ou de gestion de dechets radioactifs. La designation des agents et officiers de radioprotection et des agents et Officiers de contrOle de d6chets radioactifs est enterinee par arrete du Ministre de tu)elle de l'ANPSR. Art. 25. - Conformement a !'article 38. de la loi n° 97-04 I du 2 janvier 1998, Ies agents et ofticiers de radioprotection et Jes agents et offic-iers de contrOle de dCChets radioactifs doivefl.t pr6ter serment avant leur prise· de fonction. Le serment est fail selon les termes de !'article 132 alinca 2 du Code de procedure penale. Art. 26. - La requete aux fins de prestation de serment est presentee au magistrat competent et doit etre signCe par Jes interesses et le secretaire executi f. Elle est re9ue et sign ee par le magistrat competent, enregistree aux minutes du greffe du tribunal du domicile de 1'interess6 et l'expedition est' de1ivree sur dematlde a qui de droit. A df:faut de residence fixe ou' permanente a Madagascar, les intCresses sont tenus d'Clire domicile a Antananarivo. Art. 27. - Les procCs-verbaux des agents et officiers de radioprotection et de' contr61e de dechets radioactifs soot iEtablis selon Jes formes definies par l'ANPSR. TITRElll DISPOSITIONS TRANSITOlRES Art. 28. - Le departement de dosimetrie et radioprotection de . ..J'Institut national- de-s sciences et techniques nucJe8ires et le departement de gestion des dechets radioactifs de l'lnstitut national des sciences et techniques nucleaires assureront respectivement les fonctions de l'OTR et de l'OCGDR jusqu'a la mise en place de l'ANPSR. TITRE IV DISPOSITlONS FINALES Art. 29. - Toutes tlispositions antl!rieures corttraires au present decret sont abrogees, notamment le decret n~ 93-243 du 29 avri\ 1993. Art. 30. - Les dispositions du present dCcret seront comp!Ctees en cas de besoin par arr€te du Ministre de tutelle. Art. 31. - Le Vice-Premier Ministre charge des Finances et du Budget, le Ministre de la Fonction publique, le Ministre de l'Enseignement sup6rieur, sont charges, chacun en ce qui le concerne, de l'execution du present decret tjtii sera publie au Journal officiel de la Republique. · Par le Premier Ministre, Chef du Gouverriement : Jacques SYLLA. Fait a Antananarivo. le 4 juillet 2002.

Décret nº 2002-569 fixant les attributions et le fonctionnement des divers organes chargés de la protection contre les dangers des rayonnements ionisants et de la gestion des déchets radioactifs · Nelum