Arrêté nº 1612-2002 complétant l'arrêté nº 11098/99 du 23 octobre 1999 fixant les mesures relatives à la pêche en eau profonde
颁布于 2002-07-31 · 文本截至 2026-10-01
以研究形式发布的公开法律与官方指引,不构成法律、税务或金融建议。
研究内容本身以英文撰写。标题和标签已翻译,调查结果和引文未翻译。
关于这部法律
- 语言
- French
- 类型
- 条例
- 组织
- European Union
- 国家
- 马达加斯加
- 主题
- Fisheries and aquaculture
- 关键词
- fishing gear/fishing method, marine fisheries, mesh, fishery management and conservation
在哪里阅读
该法律没有记录来源链接。
文本
所收录的法律原文,按条款排列。每个条款都有自己的链接。
Noho ny didim-pitondrana laharana faha-1612/2002 nataon' ny Sekreteram-panjakana miandraikitra ny Fanjonoana sy ny Haren' ny atirano, tamin' ny 31 jolay 2002, ny sambo rehetra nomena alalana hanjono ireo karazana hazandrano an-drano lalina dia tsy mahazo marnpiasa fitaovam-panjonoana ahitana mason-drary latsaky ny 70mm. Noho izany, ny sambo rehetra mampiasa harnto tarika dia tsy mahazo mampiasa mason-drary ka ny mason' ny kitapo vita amin' ny kofehy tokana na miverin-droa dia ho latsaky ny 70 mm. Koa amin' izany, ny mason-drarin' ireo harato dia ho refesina amin' izy Jena, ka ny mason-drary amin' izay dia voarirotra manaraka ny halavan' ny harato, amin' ny alalan' ny famarana fisaka manana hatevina 2 mm eo ambanin' ny fanindriana milanja dimy kilao. Na manao ahoana na manao ahoana, ny mason-drary hita amin' ireo faritra hafa amin' ny harato tarihin-tsambo toy ny elatra, ny lamosina, ny fandrika, dia tsy tokony ho ambanin' ny 70 mm. Ny tsy fanarahan' ny samba nomen-dalana hanjono amin' ny rano fehezin' ny lalana malagasy ireo fepetra voalaza avy etsy amin' ny andalana ctsy aloha, dia zary fandikana ny didy aman-dalana manan-kery izay hohenjehina sy hosaziana araka ny fepetra ao amin' ny lohateny VI sy VII amin' ny hitsivolana laharana faha-93-022 tamin' ny 4 mey 2002 ary koa ireo fepetra izay mety ho raisina mba hanatsarana ny rafitra fanaraha-maso ao anatin' ny fitantanana ny fanjonoana, toy ny fanesorana vonjimaika na tena raikitra ny fahazoan-dalana nomena. Par arrete n° 1612/2002 du Secretaire d'Etat charge de la Peche et des Ressources halieutiques, en date du 31 juillet 2002, tout navire autorise a pecher des especes en eau profonde ne peut faire usage d'engins de peche dont !es maillages sont inferieurs a 70 mm. Par consequent, tout navire utilisant un chalut, ne pourra employer un maillage dont Jes mailles de la poche, en fil simple ou double, soient inferieures a 70 mm. Pour ce faire, le maillage des filets devra etre mesure mouille, la maillc etiree dans le sens de la longueur du filet, au moyen d'une jauge plate de 2 mm d'epaisseur sous une pression de 5 kg. En aucun cas, Jes mailles des autres parties du chalut, a savoir Jes ailes, le dos, l'arnorce, ne devraient pas etre infcrieure a 70 mm. Le non-respect des dispositions enumerees respectivernent dans l'alinea precedent par Jes navires autorises a operer clans les eaux sous juridiction malagasy constitue une infraction vis-a-vis de la reglementation en vigueur qui sera poursuivie et reprimee suivant les dispositions des titres VI et VII de l'ordonnance n° 93-022 du 4 mai 2002 ainsi que les dispositions qui pourront etre prises en vue de !'amelioration du systeme de surveillance clans le cadre de la gestion des pecheries, telles que le retrait ternporaire ou deflnitif de l'autorisation delivree.