Décret Nº 82-313 Instituant la tenue de cahier des charges des pâturages
Made 1982-07-17 · Text as of 2026-10-01
Public law and official guidance, published as research. Not legal, tax or financial advice.
About this law
- Language
- French
- Kind
- Regulation
- Organisation
- European Union
- Country
- Madagascar
- Subjects
- Livestock, Forestry
- Keywords
- pastoralism, animal production, agro-forestry, concession, right of use, forest management/forest conservation
Where to read it
No source link is recorded for this law.
Text
The law's own text, section by section, as held. Each section has its own link.
GAZETIM-PANJAKAN'NY REPOBLIKA DEMOKRATIKA MALAGASY 07 aout 1982 Pages 1706 -1708 Didim-Panjakana Lahrana Faha-82-313 namorona ny fitclnana bokin'andraikitra momba ny tany firaofam-bilona ho an'ny biby fiompy. Ny Filohan 'ny Repoblika Demokratika Malagasy, Araka ny Laliunpanorenana, Araka ny hitsivolana laharana faha 60-127 tarnin'ny 3 okotobra 1960 novan'ny hitisivolana laharana faha-62-121 tamin'ny 1 oktobra 1962, Araka ny hitsivolana laharana faha 76-019 tamin'ny 24 mey 1976 manangana ny tribonaly manokana momba ny toe-karena isaka ny renivohi-paritany miandraikitra ny fitsarana ny fandikan-dalana momba ny toe karena na mikasika ny filaminam-bahoaka ao amin'ny fiharian-karena, Araka ny hitisivolana laharana faha 77-068 tamin'ny 30 septembra 1977 manangana ireo tribonaly manokanan momba ny heloka bevava, Araka ny hitsivolana laharana faha 76-044 tarn in 'ny 27 desembra 1976 mametra ny fitsipika mikasika ny fandaminanana, ny fomba fiasa ary ny anjara raharahan'ny Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana, Araka ny didim-panjakana laharana faha-77-223 tamin'ny 4 aogositra 1977 anendrena ny Praiministra, Araka ny didim-panjakana laharana faha- 77-223 tamin'ny 4 aogositra 1977, novan 'ny didim-panjakana laharana faha-82 007 tamin'ny 15 janoary 1982 sy ny didim panjakana laharana faha-82-073 tamin'ny IO febroary 1982, anendrena ny mambra ao amin 'ny Governemanta, Araka ny tatitra nataon 'ny Ministry ny Famokarana eny ambanivohitra sy ny Fanavaozana ny fizakan-tany, Eo am-pivorian 'ny Minisitra, Dia mamoaka izao didy izao : Andininy voalohany. - Ao anatin'ny fandorona noho ny antony manokana ny tany firaofam-bilona ho an'ny biby fiompy voalazan'ny hitsivolana laharana faha-60-127 tamin'ny 3 okotobra I 960, dia atsangana any amin'ireo Fivondronana miompana amin'ny DCcrct n° 81-813 du 19 juillct 1982. Deere! n00 82-313 instituant la tenue de cahier des charges des paturages. Le President de la Republique Democratique de Madagascar, Vu Ia Constitution, Vu l'ordonnance n° 60-127 du 3 octobre I 960 modifiee par l'ordonnance n' 62 121 du 1 er octobre 1962, Vu l'ordonnance n° 76-019 du 24 mai 1976 portant creation d'un tribunal special economique dans chaque chef-lieu de province charge de juger les infractions d1ordre economique ou touchant a l'ordre public economique, Vu l'ordonnance 11° 77-063 du 30 septembre 1977 portant creation de tribunaux criminels speciaux, Vu l'ordonnance n' 76-044 du 27 decembre 1976 fixant !es regles relatives a !'organisation, au fonctionnement et aux attributions des Collectivites decentralisees, Vu le decret n' 77-222 du 31 juillet 1977 portant nomination du Premier Ministre, Vu le decret n° 77-223 du 4 aout 1977 modifie par le decret n' 82-007 du 15 janvier 1982 et le decret n° 82-073 du IO fevrier 1982 portant nomination des membres du Gouvernement, Sur rapport • du Ministre de la Production agricole et de la Refonne agraire, En conseil des Ministres, oecrete: Article premier. - Dans le cadre des mises a feu exceptionnelles des pftturages, prevue par l'ordonnance n° 60-127 du 3 octobre 1960, ii sera institue dans !es Fivondronana a potentialite d'elevage de ruminants un plan de rotation demise it feu. fiompianan biby miraoka ahitra ny fandaharana mamba ny fifandimbiasan 'ny fandoroana. And. 2 - Ny Sampan-draharahan'ny , fampandrosoana ny ambanivohitra voakasik'izanydia handinika ireo zara-tany sy ireo velaran-tany hodorana, araka ny andiam biby misy, ny karazana sy ny fomba fanirin'ny vilona. Io drafitra, izay ataon'io Sampan draharaha io isan-taona, dia ilana ny fankatoavan'ny filohan'ny komity mpanatanteraka ao amin'ny Fivondronana. And. 3 - Ny filohan'ny komity mpanatanteraka ao amin'ny Faritany rehefa hita ny fandaharana mo.mba ny fifandimbiasan'ny fandoroana voalaza . ao amin'ny andininy faha-2, no hanome ny fahazoan-ditlana handoro, rahefa nakana ny heviny ny Sampan-draharahan'ny fampandrosoana ny ambanivohitra, araka ny tovana ampiarahina amin'ity didim-panjakana ity. And. 4. - Ny Sampan-draharahan 'ny fampandrosoana ny ambanivohitra voakasik'izany dia hanomana bokin 'andraikitra iray mamba ny tany firaofan'ny biby izay tsy maintsy arahin'ireo tampon' omby ka ireo teny farafaraina amin'izany dia hita amin'ny tovana ampiarahana amin'ity didim-panjakana ity. Ny filohan 'ny komity mpanatanteraka ao amin 'ny Fivondronana no hamarana io bokin 'andraikitra io ka ny sosony iray amin' izany dia homena ireo tampon' omby izay hanasonia azy aorian'ny terry hoe : « hita, novakina ary ekena ». Ilana ny fankatoavan'ny filohan'ny komity mpanatanteraka ao amin'ny faritany io bokin 'andraikitra io. And. 5. - Afaka manokana vola hananganana tany firaofan'ny biby tsy voa janahary ao anatin 'ny faritaniny tsirairay avy ireo Firaisam-pokontany voakasik'izany. lo fepetra io dia tsy maintsy tanterahina any amm ireo Firaisam-pokontany misy tany firaofam-bilona voa-janahary tsy ampy ho an'ny biby fiompy miraoka ahitra na eo amin 'ny habetsahana izany na eo amin 'ny hatsarana. And. 6. Miankina amin'ny fanatenterahana ireo fepetra voalaza ao amin'ny bokin'andraikitra ny fanomezanan fahazoan-ditlana handoro amin'ny manaraka. DCcrct n° 82-813 du 19 juillct 1982. 2 Art. 2. - Le service du developpement rural conceme etudiera Jes parcelles et les superficies it bruler, compte tenu du cheptel existant, de la nature et de l'etat de vegetation des especes fourrageres. Ce plan etabli annuellement par ce Service sera soumis a !'approbation du president du comite executif du Fivondronana. Art. 3. - Le president du comite executif du Faritany delivrera au vu du plan de rotation prevu a !'article 2, l'autorisation de mise a feu apres avis du Service du developpernent rural, conformement a l'annexe jointe au present decret. Art. 4. - Le Service du developpement rural conceme etablira un cahier des charges des p§.turages a imposer aux proprietaires des boeufs, et dont les clauses figurent a l'annexe jointe du present decret. Le president du comite executif du Fivondronana arretera ce cahier des charges dont un exemplaire sera rem is aux proprietaires de bqeufs qui signeront apres la mention: "vu, lu et accepte". Ce cahier des charges sera soumis a !'approbation du president du comite executif du Faritany. Art. 5. - Les Firaisampokontany concemes peuvent prevoir des credits pour la creation de p§.turages artifici~ls dans leurs territoires respectifs. Cette disposition est obligatoire pour Jes Firaisampokontany ou Jes pil.turages naturels ne suffisent plus en quantile et en qualite pour Jes ruminants.· Art. 6. - La d61ivrance ulterieure d'une autorisation de mise a feu de pfiturage est subordonnee a l'execution des clauses du cahier des charges. And. 7 . - Ireo fomba fitahirizana ny vilona dia hampiasaina isaky ny fotoana mety hanaovana izany. And. 8 . - Izay mety ho fandikana ny fepetra ao amin'nity didim-panjakana ity dia hofaizina araka ny voalazan'ny andininy faha 473 ao amin'ny Fehezan-dalana famaizana, izay tsy misakana ny fampiharana sazy mafimafy kokoa, raha ilaina izany, voalazan'ny hitsivolana laharana faha-60-127 tamin'ny 3 oktobra !960 momba ny fitsipika mifehy ny levy sy doro-zavamaniry. And. 9. - Ny Minisitry ny Atitany, ny Minisitry ny Fiarovana, ny Minisitry ny Fitsarana, ny Minisitry ny Famokarana eny ambanivohitra sy ny Fanavaozana ny fizakan tany no miandraikitra, araka ny tandrify azy avy, ny fanantanterahana izao didim-panjakana izao izay havoaka amin'ny Gazetim panjakan'ny Repoblika. Natao tao Antananarivo, ny I 9 jolay 1982. Didier RA TSIRAKA. Avy amin'ny Filohan'ny Repoblika Demokratika Malagasy: Ny Praiministra sady Lehiben 'ny Governemanta, Colonel Desire RAKOTOARJJAONA Ny Minisitry ny Atitany, AMPY Augustin Portos. Ny Minisitry ny Fiarovana, SIBON Guy. Ny Minisitry ny Fitsarana, SAMBSON Gilbert. Ny Minisitry ny Famokarana eny ambanivohitra sy ny Fanavaozana ny fizakan-tany, ANDRIAMANERASOA Nirina Ideal. DCcret n° 82-813 du 19 ju ill ct I 982. 3 Art. 7. Les rnethodes des conservations des fourrages seront pratiquees toutes Jes fois que cela est possible. Art. 8. Sans prejudice de I1application, le cas echeant des peines plus fortes prevues par l'ordonnance 60-127 du 3 octobre 1960 sur le regime des defrichements et des feux de vegetation, sera punie des peines fortes a !'article 4 73 du Code penal toute infraction aux dispositions du present decret. Art. 9. - Le Ministre de l'interieur, le Ministre de la Defense, Le Ministre de la Justice, le Ministre de la Production agricole et de la Reforme agraire sont charges, chacun en ce qui le concerne, de l'execution du present decret qui sera publie au Journal officiel de la Republique. Fait a Antananarivo, le 19 juillet 1982. Didier RATSIRAKA. Par le President de la Republique oemocratique de Madagascar: Le Premier Ministre, Chef du Gouvemement, Colonel Desire RAKOTOARIJAONA. Le Ministre de l1Interieur, AMPY Augustin Portos. Le Ministre de la Defense, SIBON Guy. Le Ministre de la Justice, SAMBSON Gilbert. Le Ministre de la Production agricole et de la Reforrne agraire, ANDRIAMANERASOA Nirina Ideal. TOVANA BOKIN'ANDRAIKITRA MOMBA NY TANY FIRAOFAM-BILONA Fivondronam-pokontany ao Firaisam-pokontany ao Sampan-draharahan'ny fampandrosoana ny ambanivohitra ao Anaran'ny tanilna ( na ny mpangataka) : Isan 'ny mpandoa hetra : Isan 'ny mponina rehetra (na ny fianakavian 'ny mpangataka) : Isan'ny omby ananana: Velaran-tany anton'ity fanomezan'dalana ity: ...... ha ( ....... m x ........ m ). Halavirany amin'ny toerana fambolen-kazom pirenena (faritra ivelan 'ny toerana) ..... . metatra. Vaninandro handoroana: Eo anelanelan'ny ...... sy ny ........... . FEPETRA ANKAPOBENY Ny velaran-tany hodorana dia tsy tokony hihoatra nyvelaran-tany firaofam bilona ho an'ny biby fiompy voafetran'ny fandaharana momba ny fampindimbiasana nataon'ny Sampan-draharahan' ny fampandrosoana ny ambanivohitra miaraka amin'ity. lreo fepetra voalaza etsy ambany dia tsy maintsy arahina an-tsakany sy andavany raha tsy izany dia tsy mahazo fahazoan dalanan handoro amin 'ny manaraka: a. Ny fandorana dia tsy azo atao raha tsy amin'ny andro antoandro ary amin'ny andro tony, ary eo anatrehan'ny vatan-dehilahy rehetra matanjaka ao anatin'ny Vondrom bahoaka izay tokony ho efa vonona amin'ny famonoana ny afo izay mety hitatra ivelan 'ny toerana voafaritra; DCcrct n" 82-813 du 19 juillct 1982. 4 ANNEXE CAHIER DES CHARGES DE PA TURAGES Fivondronampokotany de ....................................... . Firaisampokotany de Service du developpement rural de Norn du village (ou du demandeur): Nombre de contribuables: Chiffre de la population totale ( ou de la famille du demandeur): Nombre de boeufs possedes: Superficie objet de la presente autorisation . .............. hectares( ...... m x ...... m) Distance du domaine forestier national (limite exterieure du domaine) ..................... metres. Date demise il feu: Entre le ........... . et le ......... . CLAUSES GENERALES La superficie a incendier ne doit pas depasser l'etendue du paturage fixee par le plan de rotation ci-joint etabli par le Service du developpement rural. Les prescriptions sous-enumerees doivent etre respectees rigoureusement sous peine de non-obtention d'autorisation ulterieure de mise a feu: a. Les mises a feu ne peuvent Ctre effectuees que de jour et par temps calme et en presence de tous !es hommes valides de la Collectivite qui doivent se tenir prets il intervenir pour combattre l'incendie susceptible de se propager hors des limites prevues. ( ) b. Tsy maintsy manao aro-afo 20 metatra ny sakany mamaritra ny toerana hodorana, mialoha ny fampirehetana ny afo; c. Aorian'ny niraofan'ny biby ny tsirin'ahitra vaovao sy manomboka ny volana desrnbra amin' ny taona anomezana ny fanomezan-dfilana handoro, ny velaran-tany tsirairay avy nodorana dia tsy maintsy volena karazan' ahitra manana hery mahavelona betsaka, araka ny toro-hevitra omen' ireo teknisianina ao amin 'ny minisitera misahana ny Fitondran-draharahan'ny rano sy ny ala; d. Ny fitantanana ny tany tsy voa janahary firaofan'ny biby sy ny fitantanana ireo zara-tany voa-janahary firaofan'ny biby izay tondroin'ny fandaharana ny fampifandimbiasana azy, dia andraikitry ny teknisianina ao amin'ny mm1stera miandraikitra ny fitondran-draharahan'ny rano sy ala izay hanorotoro ireo tampon' omby voakasik'izany eo amin'ny lafiny ara-teknika. FAMAIZANA Ny fandorana mihoatra ny toerana nahazoan-dalana dia heverina ho toy ny doro tanety ka ho saziana araka izany 6 volana an tranomaizina ka hatramin 'ny 3 taona ary sazy vola 3 000 ka hatramin'ny 60 000 Ariary, na ny iray ihany amin'ireo sazy ireo, tsy ao anatin'izany ny onitra mety aloa. FEPETRA MANOKANA Ity fanomezan-dalana ity dia hanan kery hatramin'ny .................................... .. Natao tao ................... , tamin 'ny .................. . Ny Filohan'ny komity mpanantanteraka ao amin'ny Faritany, Hevitry ny Sampan-draharahan'ny fampandrosoana ny ambanivohitra : Hita, novakina ary ekena: Ireo voakasik'izany, Ao ambadik' ity taratasy ity dia tsy maintsy hisy ny sarintany mazava tsara, sy ny sonian'ny filohan'ny komity mpanantanteraka ao amin 'ny Fokontany sy ny mambra roa ao amin'ny komity mpanantanteraka. DCcrct n" 82·813 du 19 juillct 1982. • b. Un pare-feu de 20 metres de large doit etre etabli auteur de la parcelle a brfiler avant toute mise a feu; c. Sur chaque parcelle incendiee doit etre cree un p§.turage artificiel a cultiver en especes fourrageres de haute valeur, sur conseil des techniciens du ministere charge de !'Administration des eaux et forets, et ce apres le piiturage des nouvelles pousses par le betail et a partir du mois de decembre de l'annee de delivrance de l1autorisation de mise a feu; d. La gestion de ce piiturage artificiel, ainsi que celui des parcelles de piiturage nature] dont la rotation est prevue au plan incombe aux techniciens du ministere charge de !'Administration des eaux et forets qui initieront les proprietaires de boeufs concernes sur le plan technique. PENALITES Tout incendie depassant les limites autorisees sera consideree comme feu sauvage et sanctionne comme tel d'un emprisonnement de 6 mois a 3 ans et d'une amende de I 5.000 a 300.000 FMG, ou de l'une de ces deux peines seulement, sans prejudice des dommages interets. CLAUSES SPECIALES La presente autorisation est valable jusqu'au Fait a .......................... , le ..................... . Le President du comite executif du Faritany, Avis du Service du developpement rural: Vu, lu et accepte: Les interesses, Au verso doivent figurer obligatoirement un plan detaille et !es signatures du president du comite executif du Fokontany et de deux membres du comite executif. ( Hila: mba hatoviina ny didim-panjakana laharana faha ....... tam in 'ny ..................... . Ny Filohan'ny Repoblika Demokratika Malagasy, Didier RA TSIRAKA DCcret n° 82-813 du 19 juillct 1982. 6 Vu: du ................................... . Le President de la Republique Democratique de Madagascar, Didier RA TSIRAKA.