Arrêté nº 7824-2002 portant création et organisation du centre de distribution des produits halieutiques à Mahajanga (CDPHM)
صدر في 2002-12-04 · النص بتاريخ 2026-10-01
القانون العام والإرشادات الرسمية منشورة بوصفها أبحاثاً. ليست مشورة قانونية أو ضريبية أو مالية.
البحث نفسه مكتوب بالإنجليزية. العناوين والوسوم مترجمة؛ أما النتائج والاقتباسات فغير مترجمة.
عن هذا القانون
- اللغة
- French
- النوع
- لائحة
- المنظمة
- European Union
- الدولة
- مدغشقر
- الموضوعات
- Food and nutrition
- الكلمات المفتاحية
- fish products, institution, internal trade, governance
أين تقرؤه
لا يوجد رابط مصدر مسجل لهذا القانون.
النص
نص القانون نفسه، مادةً مادة، كما هو محفوظ. لكل مادة رابطها.
918 GAZETIM-PANJAKAN' NY REPOBLJKAN' I MADAGASIKARA Alatsinain y 17 Febroary 2003 MINISITERAN' NY FAMBOLENA SY NY FIOMPIANA Sekretariam-panjakana ao:amin' ny fanjonoana sy ny haren' ny ati-rano DIDIM-PITONDRANA LAHARANA FAHA-7824/2002 ananganana sy andaminaµa ny Foibe Fitsinjarana ireo vokatry ny ati-rano ao Mahajanga (FFVFM) Ny Sekreteram-PanjakaQa ao amin' n y Fanjonorina sy ny Haren' ny ati- rano, ·Araka ny Lal3.mpanorenana. Ai"aka ny l~ilsivolana laharana faha-fi0-168 tamin' ny 3 oktobra 1960 ;1nanganana irco.sok:~jin' ny ocinasam-panjak:ma. • Arnka ny h.itsivolana lalmmna faha-62-07~ tamin' ny 29 septambrn 1962 ary. ireo Jijan-teny manova az y mikasika ny fitsunma irco kaonty ary ny-fanaraha-ma.w ireo vondrom-hahoaka sy irco·orinasmn::-pa!\iakana. Araka ny hitsivolana \almrann laha-9:3-022. iamin' ny ,,.4 mcy 1993 anaov:l.na 1ty filsipika ankapqhl!. mifchy ny ran.lnnoana sy ny liompinna anaty rrmo. ,Arak~ ny did•im-ranjakana \ahara:n:1 foha-2002-82:°5 manova ny didim panjukat)a lahamna f;1ha-20l!2-4 I 2 tamin' ny 6 jona 20( }2 ma metm ny andmikitry ny Sckrctemm-pm~iakana ao·a111in' ~y ~anjonoa~a sy ny Maren' ny ati-rnm? ary kou ny fandaminana ~mkapohe ny dcpartcmantany. Arnk~ ny di cHm-ran jubna laharana faha--4001.A.'iO tamin" ny 16 jona 2002 manendry ny Prui-minisitra. sady. Lehiben' ny Govememanta. Araka ny didim-p,mj,1kana lah;:mma faha-2002-451 t:;unin' ny 18 j1;ma 2Qq2 nnvtin' ny didim-pal'1jakana foha-2002-496 t:11nin'- ny 2 johly 2002 s)' ny laharnilii fr1ha-20l}2-659 ·1amin' ny l2-jolay 2002 ary ny Jahamna faha-2002c l 163 tamin' ny 7 oldohra 2002 mancndry i1yo marnlxa ao amin' ny Govemenianc-a. Arak.i- ny colo-kl!,·ifra m1y amin' ny talcn' ny fonaraha-maso sy ny andrimaso ary ny :mt onran' isa, Dia mamoaka izao didim-pitondrana-izaO : Andiniliy voalohany . ....:.. Atsangana ny orinas~m-panjakan a manana endrika indostrialy. sy ara-ba.rofr ;! mitondra ny---anarana hoe "Foibe Fitsinjarana,najreo Vokatry ny ati-rano ao Mahajanga (FFVFM) izay mlzaka ny zo aman' a·ndraiki-tra feno ary 1nahaleotena amin' ny titantanam-bola sy fitondran ~draharaha. And.· 2 . .,... Ny FFVFM ,diia eo ambany fiahian' ny Sekretariatn-" panjaka na ao amin' ny Fanjonoana sy ny Hqren' ny ati-rano; And. 3. - Ny Foiben' ny FFVFM dia ao.Mahajanga. And. 4. - Ny FFVFM dia manana ny tanjona hanampy ireo mpandraharaha ara-toekarena mba hanome 1-anja bebe kokoa ireo vokatry ny ati.-rano atokan.i ho famatsian~ .ny tsena eto an-toerani:t. Ai1d. 5. - Ireo fatsa...p1angaik.in' ny FFVFM dla ·: ny Filankevi :pitantanana~ ny Fo\bem-pitondrana~ ny mpanara-maso avy amin' ny masoiv-Ohon' i Japon; ireo departernanta manokan' ny Foibe. And. 6. - Ny Filankevi-pitantanana dia misy : solont ena telo· avy amin' n)' Sekretariam-p3.njakana ao-aml!"f ny Fanjono9-na sy ny Haren' ny ati-rano; solontena i"ray avy amin' ny Fatitanin' i Mahajanga;... sOlon tena roa a-vy amin' ny orinasa mpanahgom-bokatra; solontena roa .avy amin' ny mpanjorio nentim-paharazai:ia; ,ruy ::-- solontena iray avy amin' ny mpi a,;an' ny FF\TfM. And. 7. -,-Ny filoha sy ireo mpikambana ao. amin' ny Filankev1 pitantanana dia. te·ndrena· ~vy amin' ny ma.fan' oy didim-pitondrana avy amin' ny Sekreteram-panjakana ao amiit ' ny Fanjonoana sy Haren' ny ati-Tano mandritra ny roa (2) taona azo avaozina araka ny tolokeVitry TIY antoko- voakas.ik' iz;my. And. 8. - Ny Filankevi-pitantanariii dia mivory ara-potoan3. indroa isan-taona amin' ny alalan' 'ny fiantsoana ataon' ny filohariy na tsy ara-potoana araka· ny fanapahan-kevitry ny filohany noho ny fangatahan' ny roa ampahatelon' ireo mpikambana farafahakeliny. Ny Filankevi-pitantanana dia mivory ara-dalana eo anatrehan'. ny antsasa-rnanilan· ireo mpikambana ary raha toa ka tsy tratra ny MINISTERE DE L'AGRICULTURE ET DE L'ELEVAGE Secretariat d'Etat a la Peche et aux Ressources halie11:tiques ARRETE N° 7824/2002 portant creation• et organisation du centre de Distrihution des Produits Halieutiques a Mahajanga (CDPHM) Le Secretaire d'Etat a la pe·che et aux Ressoun,:e~ halieuti-ques. Vu la Constitutior. Vu l'ord1,mnance n" 60-168 du 3 ocrobrc 1%0 Fl!,11tant cn.!a1ion dris cah.:g'.irics dletablissement publics. Vu J'ordonnance n..,. 62c074 du 29 scptcmbrc !I.J 62 ct :-.c,.., lt.:.\Jc" nu1dilil·a11h relatifs au jugcmcnl des comptes cl au cqn1r6lc des- colkclivi11:s puhJi·q11cs·c1 etablissements puhlics. Vu \'ordonnancc n" 93-022 du 4 n1:1i I ®3 pot1ai1t rCg:!enu:nJ.itinu g~;111.:r:if1: d1..' la jleche et de l'aqu~culturc. Vu le Jt.!cret n" 200~-825 modilianl .le dCcrcl n" 20fl2-fl2 du (1juin 200~ li:-.an! lcs attributions t lu Se crCtairl!' d 'Etat :'t la PCl; hc Ct •mx Rc.~soun.:c.~ haliculiquc, ain~i• que l'organisati-011 gCnC1'ale de son dCpartcment. Vu le- dt!crc f n" ;002-450 du ·.l6 juin 2002 port,int nc)miir;11io11 du l't'l'lllil'r Ministre. Chef du Gouvcmement. Vu le dCcrct 11° 2002-451 du IR juin 2002 modifiC par lcs rJCCrc1S n" 2(HJ2-4% du 2 juillet 2002. n" 2002-659 du 12 juillct 2002 cl n" 2002-1 l 6."~ du 7 .o.c1nhrc 2011~ po11arit nomination des men,b1~s du.GouvcrnC(llCnl. Sur proposition du dircl.'.teur du contrl1le. de la .~ urvcill:mc~ 1..11 de., .,ta1i~1iq11c~. Arrete : Article premier. -- II est cree un etablissement- public a c.iract.Crc industriel et coTllmerc·ial, "Centre de Distribution des Produits Halieutiq ues a Mahajanga" (CDPHM), dote de In pcrsonmll ite morale et de l'autonomie financiere e"t administrative. Art. 2. - Le CDPflM est. place sous la rutellc du Sccritari~i. d'Etat a la.PeChe et aux Ressources halieutiques. Art. 3. - Le siege du CDPHM est fixe a Mahajanga. Art. 4. - Le CDPHM a pour o,bjet d'asSiSter ··1es operc.iteurs econorniques a mieu x valoriser !es produits harieutiques destines Ii l'approvisionnement du marchC 1ocal. Art. 5. - Les organes du CDPHM som : le Conseil d'11dmirilstration; .,... la Direction~ l'observateur de J'ambassade du Jap.on, Jes deparu;ments speeialises du Centre. Art.- 6. - Le Con·seil d'adm!nistration est conr(Jose de : trois representants du Secretaria t <l'.Etat a \ a P€:che et uux. Ressources h~lieutiques; un represent.int dll' Far itany de l\:'i~hajanga; ~eux -represent.ants des entreprises de cojlecte; deux Tepr.esentants des pCcheurs traditio~nels; et. un represenrnnt du personnel du CDPHM. . Art. 7. - •Le president .et !es meITlbres du Consfil d'adrninistration sont .i:1ommCs par .arrete.du Secretaire d'Eta1· a la: Peche et aux Re·ssOurces.-halieutiques pour une duree c.l.e deux (2f ar1s renouvelable sur proposition des parties-concernees. , Art. 8~-·- Le· Conseil d'admini.strati9n se reunit en se:-.s1on: ordin aire deux (2) fois par. an sur convoCation de son president ou en session extraordinaire sur l'i°niti ative de so11 president a ta demande cits deux tiers des mt!rnbres au moins. · Le Conseil d'admin istiation se reunit valablement. en ptescnce de la majorite absolue d~ ses membres ~t si le ·quorum n'eSt Alatsinainy 17 Febroary 2003 GAZETIM-PANJAKAN' NY REPGBLIKAN' I MADAGASIKARA 919 isa ilaina mnin' iz,my. dia hisy tiantsoana faharoa izay a!efa amin' ny voakasik' izany ao anat ' ny dimy ambin' ny folo andro aorian' ny fivoriana voalohany. Aorian' ny fiantsnana faharoa. ny Filankevi-pitantanana dia rnivory an.1-dalilna na firy ml firy ny 111pikm11bana manatrika. And. 9. - ln~n fanapahan-kevitrn raisina en anivon' ny Filan kevi-pitanti.lnana dia tsy mainby ncken' ny antsasu-mantlan' ny mpibmbana manarrika. Raha toa ka mitovy ny isan' ny va.to, izay misy ny vaton' ny riloha no mandre~y. Ny talen' ny Foibe dia IT\i. Utrika am ' ny maha-fakan-kevitra azy amin' ny fivorian' ny Filankevi-pitantanana ka izy no niantoka ny sekretar\a. • And. l 0. - Ny Filankevi-pitantanana dia miandraikitra ny fandraharahana ao amin' ny Foibe. Manana fahefana izy izay mety homeny ny tale. ankoatr' ireto andraikitra manaraka ireto izay ny Filankevitra no manatantcraka samirery azy ao .inatin' ny faritry ny fitsipika rnamm-kery : manolotra arnin' ny Sekreteram-panjakana ao amin' ny Fanjonoana sy ny Haren' ny ati-rano ny tanjona ho tratrarina sy ny fandaharan' asa fampandehanan-draharaha ary miandraikitra ny fampiharnna azy r ehefa mahazo ny fankatoavan' ny Sekreteram pan.iakana voalaza; mandany ny voli.lvolan' ny vola miditra sy ny fandanilt'na; manapa-kevitra momba ireo tetik' asa fanorenan.a, ireo fa-ndaharan' asa famatsiana ara-pitaovana ny Foibe; manapaka ary mampihatra ny fitsipika anatiny momba ny fitantanana sy ny fitrandrah:ma ary koa ny drafi.tra momba ny firanan-kaonty; manapa-kevitra momba ireo raharaha izay apetrakin' ny talen' ny Foibe. And. 11. - Ny titantanana ny Foibe dia andraikitry ny tale iz.ay notendren' ny didim-pitondran' ny minisitera araka ny tolokevitra .ivy arrain' ny Filankevi-pitantanana.. And. 12. - Ny tale dia manatanteraka ny toro-lfllana, ny fanapahan-kevitra sy ny fandaharan' ;.,sa notapahan' ny Filankevitra. lzy no mpanalalana ny tetibolan' ny Foibe. [zy no manatanteraka ny. asa, manolotra sy mankatoa ireo varotra sy tifanarahana rehetra amin' ny anarana sy arnin' ny kaontin' ny Foibe. lzy koa dia misahana indrindra ny : fanaovana ny fandaharan' asa fampandehanan-draharaha; man1inavina ny toe-boia 1nkli-tra sy flY fan<laniana; maminavina ny drafitra m041Rb..1 ny fitanan-kaonty; fa.natanternhana ireo fanapahan-kevitry ny Filankevi pitantanana: fanaraha-maso sy fandrindrana ireo asfin' ny departemanta rnanokan' ny Foibe. And. 13. - Ny talen' ny Foibe dia ampian' ny departemantan' ny fitantanam-bola sy fitondran-draharaha eo amin' ny fanatontosana ny andraikiny. And. 14. - Ny mpanara-ma«> avy amin' ny masoivobon' i Japon dia apetraka eo anivoo' oy FFVFM mba anainarina raha toa i-reo fitaovan' ny Foibe ireo, lzay nomena ta111in' ny alala.11' 1-y fanomezanajapo,u,;.\• dia nampiasai-Aa sy nOkajiana amin' ny tok.ony ho izy sy mahomby. And. 15. - Ireo departemanta voatOkana ao amin' ny Foibe dia : ny depatiemanta "fampangatsiahana"; ny depart~manta "fitsinjarana". An<l. 16. - Ny departemanta tsirairay voatokana dia tarihin' ny lehiben' ny departe111anta izay notendrin' ny tale aorian' ny fankatnavan' ny Filankev\-pitantanana. Ny departemanta tsirairay dia mety hisy fizarazarana sokajy irny na mammam ary ny lehiben' \zany dia tendren' ny tale aorian' ny fandi-nihan' ny lehiben' ny departemanta izay voakasika. atteint, la-<lcuxieme convocation est adressCe aux intcrcsses 1.bns h::s quinze jours qui suiv~nt \a premiere n~union. Apres une deuxieme convocation. le Conscil d'administrntion siege valab!ement queh.Jt1e snit le nornbre lks 111emhrcs presenl•< Art. 9. - Les deliberations du Conseil d'admi11is1ration ~on! prises a la ma.\orite absolue de~ memhres presents. En cas de partage egal des vo'rx. cclle Liu prCsidcnt est prt!ponderante. Le directeur du Centre assiste ti titre consultatif aux reunions du Conseil d'administration dont ii en assure le secretariat. Art. 10. - Le Conseil d'administration est char,gC de l'administration du Centre. fl est investi ties pouvoirs qu'il 'pcut deJeguer au directeur. a !'exception des attriliutions suivantes que le Conseil doit exen;er ]ui-meme dans le cadre de r6glement,.1tion en vigueur: presenter au Secretaire d'Etat ~1 la PCchc L'I aux Rcssourccs halieutiques les objectifs i1 atteindre et le programme dl.'. fonctionnement et se char.ger de les faire appliquer :ipres approbation dudit Secretaire d'Etat: voter l'ttat previsionnel des. recettes et des dCpenses: d6cide.r des projets de construction et des programmes d'equipements du Cet\tre; arreter et faire ,1ppliquer le reglement interieur de gestion ct d'ex.ploitation ainsi que le plan comptable: statuer sur tnutes les affaires qui" Jui ~nnt soumises ptlr le directeur du Centre. Art. I I. - La Direction du Centre est assuree par un t!irccteur nomme par arrCte ministeriel sur proposition du Conseil d'admi.nistration. Art. 12. - Le directeur execute Jes directives. lcs decisinns ct \es programmes arretes par le Conseil. 11 est l'ordonnateur du budget du Centre. II proct!de aux actes, passe et approuv-: ks marches et convention'- nu nom et pour le compte du Centre. I1 est charge notamment de : concevofr le programme de fonctionnement: eJaborer l'Ctat previsionnel des recettes et d4:!s depenses: etabtir le plan comptable; executer !es decisions du Conseil d'administration: contrOler et de coordonner Jes activites des deparments specialises.du Centt'e. Art. 13. - Le directeur du Centre est assiste dans ses fonctions d'un dt!partement financier et administratif. Art. 14. - Un ollservateu< de l'ambassa<le ~ lapon e,t ,,lace aupres dti -CDPHM pour verllier si !es installitio-ns du Centre <11:troyees d- le cadre de ,do,, ~ais so,,t utll\~s el e•trctcAues d'une maniere efficace et adequate. Art. 15. -Les dCpartements specialises du Centre se c11mp<1sent de: un d-Cpartement "froid"; un dt!partement "distribution". Art. .\6. -Chaque-de!partement specialise est dirige par un <..:hef de departernent nomme par le directeur apres avis du Coiheil d'administration. · Chaqu~ d6partement peut compren<lre une ou plusieurs sections dont \es chefs sont dCsignes par le directeur apres Consultation du chef de dt!partement concerne. 920 GAZETIM-PANJAKAN' NY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA Alatsinainy 17 Febroary 2003 Ami. 17. - Ny departemanta "fampangatsiahana" dia natokana hanamora eo an-toerana ; ny fanamboarana sy forn~tsiana ranomandry: ny fampangarsiahana ny vokatry ny ati-rano: ny fitehirizana ny vokmry ny ati-rano. And. 18. - Ny depMtemanta "fitsinjarana" dia natokana hanarnora ny fitsinjarana ireo vokatry ny ati-rano amin' ireo foibe fanjifima. Anti. \9. - Ny talen' ny Foihe tlia maminavina ny toe-bola miditra sy mivoaka mandritra ny fc-potoana roa ambin' ny folo volana m;.rnomboka ny I janoary ary mamdraka izany eo amin' ny Filankevi-pitantanana izay rnanapaka izany, farafahataraoy ny l novambra ny taona teo aloha. izany Jia vitaina alohan' ny hameTrahana azy ho ankatoavin' ny Sekreteram-panjakana mpiahy. Raha toa ka t.sy nahazo fankat(lavana ny toe-bola miditra sy mivoaka, amin' ny fisokafon' ny taom-piasana. ny tale-n' ny Foibe dia mahazo mampiasa vola ho an' ireo fondaniana tsy maintsy atao mba hitohizan' ny fit<llltamma. izany anefa. dia tsy mahazo rnihoatra ny tetihola nankatoavina tamin' ny taona lasa. And .. 20. - Ny loharanom-bolan' ny FFVFM dia azo avy amin' ny: fanomezana avy ainin' ny Fan jc.1kana, ireo vondrombahoaka; vo\a rniditra manokana isan-karazany sy" rsy ampoizina; vokatry ny asa ataon' ny Foibe ho an' izay mila izany. And. 21. - Ny fandaniana ataon' ny FFVFM dia ireto avy : ny karazarn-pa!ldaniana rnomb.i ny karaman' ny mpiasa; ny tombontsoa famporisihina. tamhin-karama amin' ny iraka ataon' ny mpiasa; ireo fandaniana rehetrn mikasika ny fitrandrahana, ny. fikojakojana. ny tamberim-bidin' ny FFVFM, ary koa ny lany arnin' ny fanamiana ny f:.mavaozana ireo fitaovana. And. 22. - lreo loharanom-bola omena ny FFVFM ampiasaina ho amin' ny tanjona voafaritra ~unin' izany, dia tokony tsy hivoana amin' ny farnpiasana azy. And. 23. - Ny mpitiin-kaonty, notendrena amin' ny alalan' ny didim-pitorulrana nataon' ny Sekreteram-panjakana ao amin' ny Fanjonoana sy ny Haren' ny ati-rano dia tompona'ndraikitra atnin' ny fisahanana ny fidiram-bo1a rehetran' ny FFVFM. Tsy mandoa ny fandaniana voafaritry ny toe-bola izy afa-tsy izay voafetran' ny vo1a azo ampiasnina eo am-pelatanan' ny FFYFM. And. 2-L - Ny mpit{m-kaonty dia mandefa isam-bolana amin' 11y talen' ny FFVFM ny fifandanjana ankapobe ny kaontiny ary manome aiy koa arnka ny fangatahany, ireo fanazavana hafa momba ny fitanan-kaonty. Anti. 25. - lsaky ny faran' ny taom-piasana. ny mpitan-kaonty dia manome ny tale ny famisavisana ny toe-draharahan' ny FFVFM, miampy nv kaontin' ny vokatra. ary ny fitanisan~1 ny fananana ivelan' ny kHonty. · Allll. 2(1. - Ny fe-potoana fampiasana ny kaonty dia . mano1nboka ny I ianoary ary nlifanmtl ny 31 desambra ny taona iny ihany. Ao anatin' ny telo vo}an~ manaraka ny famaranana ny t..1om-pias,1na. ny talen' ny FFVFM dia manolotra amin' ny hlankevi-pitantanana ny : ny tatitra momba ny asa; ary ny kaonty momha ny fitantanam-bolan' ny FFVFM. And. 27. - Ny kannty titantanam-holan' ny FFVFM dia atolotry ny filohan' ny Filankevi-pitantanana mba ho ankatoavin' ny Sekreten.un~panjakana mpiahy ao anatin' ny efa-bolana n'anaraka ny famararwna ny taom-piasana. miaraka amin' ny tatitra amin' ny antsipiriany ny fitantanam-bola sy ireo fanamarihana avy amin' ny Filankevi-pitantanana. lo fank;.1toavana io dia midika vo1t \imalka ny fi.tantatum· \\Y tule. mpanalalann fototra. ao amin' ny f-oihe. Art. 17. - Le departement froid .:1 pour mis.,ion de facilitn sur place: la fabrication et la fourniture de glacc:: )a congelation des produits halicutiques: le shickage des produits halieutiques. ArL IX. - Le departement distribution a poll!" ini~sion lk faciliter la distribution des produits halieutiqucs ver., le:-. ccntn ·, tk consommation. Art. 19. - Le directeur du Centre eta\1!i1 l'etat prC,·i:-!,irnwl dl'" recettes et des ctepenses pour une periodc Lie- dnuzc 111oi: cornmem;ant le ,,., janvier et le soumet au Corn.;eil d'ad11lini..;1r;1tio11 qui l'adopte au plus tard 1e \"' novembre de l'annfr prfrCdcntc cellc pour laquelle ii est etahli avant <le le sou111ettre I1 l',1ppr(,bation du Secretaire d'Etat de tutelle. Dans le cas oll cet itat previsionnel des rccclh.·s ct dt:s (h:-pt·nse" n'est pas approuve ii l'ouverture de l'exercice. le directcur du Centre peut,neanmoins dans la limite des crCdits approuvCs au titre de l'annee precedente. cngager et ordonner lcs 0 paie111L't1h correspond;:mt aux depenses indispensahlcs ;, l,1 continuirC de la gestion. Art. 20. - Les ressources du CDPHM sont cnnstituC~ p,w les dotations de l'Etat, des collectivites puhlique,.;; les recettes exceptionnelles di verses et imprCvues: !es produits des prestations fournies par le Cenrn: :t ,c, usager ,;. Art. 21. - Les depenses du CDPHM sont constituC" par · Jes Charges salariales du personnel: les primes d'encouragement. les indemnites de v,,ya~i.:- du personnel; toutes les Uepenses concernant !'exploitation. !'cntr1..·tien. l'amortissement du CDPHM, ainsi que Jes dCpcnscs d'i.~quipenwnt ct de renouvellement des materiels. Art. 22. - Les ressources .ittribuecs au CDPHM pour unc destination determinee Joi vent conserver leur affot:tation. Art. 23. - Un agent cornptable nomme par arre-t~ du SecrC1,1ire d'Etat a la Peche- et aux Ressources halieutiques. est tcnu sous :-.a responsabilite de faire diligence pour assurer \a rcntrCc de tout es !es ressources du CDPHM. II n'est.tenu de payer Jes depenscs prevucs· i1 l'etat previsionnel que dans la limite des credits lie caracterc limitatif et des·fonds disponibles au CDPHM. Art. 24. - L'agent cornptable adresse mcnsuellen1e111 au c.lirecteur du CDPHM une balance g:enerale de ses comprcs ct lui fournit tgalement su,r simple demande tout autrc n:11sci~111..'111cn1 d'ordre comptable. Art. 25. - Au terme de chaque excrcice. !'agent cornptahlc fournit au directeur le bi Ian du COPHM complete par un complc de resultat et un inventaire extrn-comptahlc. Art 26. - L'exercice comptable commc:nce · le I" Janvier L'I .,e terrnine le 31 decembre de la meme an nee. Dans le trimcstrc qu·1 :-.uit la cl0ture de l'exercice. le directeur du CDPHM presente au Conseil d'administration : un rapp011 d'activite: et les comptes financiers du CDPHM. Art. 27. - Le compte financier du ·CDPHM e-.;.t snumis p;1r k president du CA a l'approbarion du Secretaire d'Etat de tutclle d;rns les quatre mois suivant la c!0ture de l'exercice. a1.x::ompag1w tl'un rapport detaille •sur la gestion financiere et t'iventuellc111e111 d1..·, observations du Conseil <l'adm istrntion. Ce.tle apprnbM\\m vaut l\UituY.. pnwl:-.o·ire de b ~esli1111 t\u directeuc ordonnateur principal du Centre. Alatsinainy 17 Febroary 2003 GAZETIM-PANJAKAN' r-LY REPOBLIKAN' I MADAGASIKARA 921 And. 28 . .: Ny fitHnt1nana ny FFVFM dia apetraka eo ambany fanaraha ma.,;;cm' fly rantsanamomba n)' kaonty ao amil'l' ny fitr.arana: tampony. And. 29. - Ireo rantsa-milngaika sm.nihafa ao amin' ny -Foibe nO m iadidy, araka izay tandrify azy avy. ny fan at anteraJ1pna ity didim pirondrana ity i zay ho raiketina riIT\-bokY sy· avOak.a ao amin! ay Gazetim-panjakcm' ny' Repoblikan' i Maclaga~jkara. Anr:1nana1ivo • .faha-4 desmnhrn 2(X)2. Ny Contre-Amiial, RARISON RAMAROSON Hippolyte. Art. 28. - La gestion du CDPHM est soumise au contrflle de la chambre des comptes de la cour supreme. Art 29. - Les differe nts organes du centre sont charges chacun en ce qui ·le concerne, de !'execution du present arrete qui -.'i.era enregistre et publiC au· Jnurnol r~fficjel de la Ripu-bfiquc de ~adagascar. Antananarivo. le 4 <l!.!ccmh1'C 2f-XJ2. Le Contrt•-An-1iral. RARISON RAMAROSON Hippolyic.